Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:55 Malagasy Bible (MG1865)

ary rehefa voasasa izy, dia hozahan'ny mpisorona indray ny aretina; ka raha hitany fa tsy niova tarehy ny aretina, na dia tsy nanitatra aza, dia maloto izy ka hodoranao amin'ny afo; aretina mafy izany, na amin'ny atiny, na amin'ny ivelany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:55 amin'ny teny manodidina.