Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:46 Malagasy Bible (MG1865)

Amin'ny andro rehetra izay haharariany amin'izany aretina izany dia haloto izy; eny, maloto izy, dia hitoetra mitokana, ka eny ivelan'ny toby no itoerany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:46 amin'ny teny manodidina.