Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:31 Malagasy Bible (MG1865)

Fa raha zahan'ny mpisorona ny kongonina, ka tsy lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, nefa tsy misy volo mainty eo, dia hatokany toerana hafitoana ilay olona kongonina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:31 amin'ny teny manodidina.