Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 13:25 Malagasy Bible (MG1865)

ary zahan'ny mpisorona ka hitany fa efa niova ho fotsy ny volo eo amin'ny itoeran'ny mifaritra mangirana, ary lalina noho ny hoditra no fijeriny azy, dia habokana efa mipoipoitra eo amin'ny may izany, ka hataon'ny mpisorona hoe maloto, habokana izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:25 amin'ny teny manodidina.