Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 12:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha tsy tratry ny ananany ny zanak'ondry, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy, ny anankiray hatao fanatitra dorana, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 12

Jereo Levitikosy 12:8 amin'ny teny manodidina.