Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 11:42 Malagasy Bible (MG1865)

Izay rehetra mandady amin'ny kibony sy Izay rehetra mandia tongotra efatra ary izay rehetra maro tongotra, dia ny biby tehetra izay mandady na mikisaka amin'ny tany, dia tsy ho fihinanareo, fa zava-betaveta ireny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:42 amin'ny teny manodidina.