Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Levitikosy 11:21 Malagasy Bible (MG1865)

nefa izao kosa no ho fihinanareo amin'ny zava-mandady izay manana elatra sady mandia tongotra efatra, dia izay manam-pingotra ambonin'ny faladiany hitsipihany eo amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:21 amin'ny teny manodidina.