Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 9:11 Malagasy Bible (MG1865)

Dia niteny taminay ny loholonay sy ny mponina rehetra amin'ny taninay ka nanao hoe: Mitondrà vatsy eny an-tananareo ho any amin'ny haleha, dia mandehana hitsena azy, ka lazao aminy hoe: Mpanomponao izahay; koa ankehitriny manaova fanekena aminay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 9

Jereo Josoa 9:11 amin'ny teny manodidina.