Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 8:9 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nampandehanin'i Josoa izy ireo, ary nandeha hanotrika ka nitoetra teo andrefan'i Ay, teo anelanelan'i Betela sy Ay; fa Josoa kosa nitoetra teo amin'ny vahoaka ihany tamin'izany alina izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:9 amin'ny teny manodidina.