Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 8:24 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin'ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin'ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin'ny lelan-tsabatra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:24 amin'ny teny manodidina.