Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 8:22 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ireo tao an-tanàna nivoaka hamely azy, ka dia latsaka teo afovoan'ny Isiraely ny olona, fa ny Isiraely sasany teo an-daniny iray, ary ny sasany teo an-daniny iray koa; dia nifandafaran'ny Isiraely teo izy, ka tsy nasiany niangana na dia iray akory aza.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:22 amin'ny teny manodidina.