Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 8:13 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan'ny tanàna, dia nandeha nankeo amin'ny lohasaha Josoa tamin'izany alina izany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 8

Jereo Josoa 8:13 amin'ny teny manodidina.