Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 7:6 Malagasy Bible (MG1865)

Dia notriarin'i Josoa ny fitafiany, ka niankohoka tamin'ny tany teo anoloan'ny fiaran'i Jehovah mandra-paharivan'ny andro izy sy ny loholon'ny Isiraely, sady nasiany vovoka ny lohany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:6 amin'ny teny manodidina.