Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 7:25 Malagasy Bible (MG1865)

Ary hoy Josoa: Adray ny loza nampidirinao taminay! Mba hahatonga loza aminao kosa Jehovah anio. Dia nitora-bato azy ny Isiraely rehetra ary nandoro ireny tamin'ny afo sady nanangom-bato teo amboniny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:25 amin'ny teny manodidina.