Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 7:15 Malagasy Bible (MG1865)

Koa izay azo mitana ny zavatra voazona, dia hodorana amin'ny afo izy mbamin'izay rehetra mety ho azy, satria nivadika ny faneken'i Jehovah izy ka nanao izay fady indrindra teo amin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:15 amin'ny teny manodidina.