Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 7:12 Malagasy Bible (MG1865)

Koa tsy mahajanona eo anoloan'ny fahavalony ny Zanak'Isiraely; miamboho eo anoloan'ny fahavalony izy, satria tonga voaozona. Tsy homba anareo intsony Aho, raha tsy holevonina tsy ho eo aminareo ny zavatra efa voaozona.

Vakio ny toko manontolo Josoa 7

Jereo Josoa 7:12 amin'ny teny manodidina.