Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 6:25 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Rahaba janga sy ny ankohonan'ny rainy sy ny havany rehetra mbamin'izay nety ho azy dia novelomin'i Josoa, ary mitoetra eo amin'ny Isiraely mandraka androany ravehivavy, satria nanafina ny iraka izay efa nirahin'i Josoa hisafo an'i Jeriko izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:25 amin'ny teny manodidina.