Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 6:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nankao ireo zatovo nisafo ireo ka nitondra an-dRahaba nivoaka sy ny rainy aman-dreniny sy ny anadahiny ary ny havany rehetra mbamin'izay nety ho azy; dia nitondra ny mpianakaviny rehetra nivoaka izy ka nametraka azy teo ivelan'ny tobin'ny Isiraely.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:23 amin'ny teny manodidina.