Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 6:18 Malagasy Bible (MG1865)

Kanefa mitandrema kosa ianareo ny amin'ny zavatra voaozona, fandrao manolotra zavatra ho voaozona ianareo, nefa maka amin'ny zavatra voaozona kosa, ka mahatonga ny tobin'ny Isiraely ho voaozona ary mampidi-doza aminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:18 amin'ny teny manodidina.