Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 6:15 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'ny andro fahafito dia nifoha maraina koa izy, raha mbola nazava ratsy ny andro ka nanodidina ny tanàna impito toy ny nataony teo, nefa tamin'izany andro izany ihany no nanodidina ny tanàna impito izy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 6

Jereo Josoa 6:15 amin'ny teny manodidina.