Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 4:3 Malagasy Bible (MG1865)

ka mandidia azy hoe: Makà vato roa ambin'ny folo eo afovoan'i Jordana eo amin'ilay nijoroan'ny tongotry ny mpisorona, dia ento miaraka aminareo, ka avelao eo amin'izay handrianareo anio alina.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:3 amin'ny teny manodidina.