Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 4:18 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa niakatra niala teo afovoan'i Jordana ka nanainga ny faladiany ho eo amin'ny tanety ireo mpisorona izay nitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah ireo, dia avy indray ny rano Jordana nankamin'ny fitoerany ka nihoatra ny morony rehetra tahaka ny teo aloha ihany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:18 amin'ny teny manodidina.