Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 4:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny taranak'i Robena sy ny taranak'i Gada ary ny antsasaky ny firenen'i Manase dia samy efa voaomana hiady ka nita teo alohan'ny Zanak'Isiraely koa, araka izay efa nolazain'i Mosesy taminy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 4

Jereo Josoa 4:12 amin'ny teny manodidina.