Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 3:13 Malagasy Bible (MG1865)

ary raha vao mijanona eo amin'ny rano Jordana ny faladian'ny mpisorona izay mitondra ny fiaran'ny faneken'i Jehovah, Tompon'ny tany rehetra, dia ho tapaka ny rano Jordana, dia ny rano izay midina avy any ambony, ka hijanona ho toy ny antontan-javatra.

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:13 amin'ny teny manodidina.