Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 3:1 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nifoha maraina koa Josoa; ary ny olona dia niala tany Sitima ka nankany Jordana, dia Josoa sy ny Zanak'Isiraely rehetra, ary nitoetra teo izy aloha vao nita.

Vakio ny toko manontolo Josoa 3

Jereo Josoa 3:1 amin'ny teny manodidina.