Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 22:29 Malagasy Bible (MG1865)

Sanatria aminay raha hiodina amin'i Jehovah ka hiala anio amin'ny fanarahana an'i Jehovah hanorina alitara hanaterana fanatitra dorana, na fanatitra hohanina, na fanatitra hafa alatsa-drà, afa-tsy ny alitaran'i Jehovah Andriamanitsika, izay eo anoloan'ny tabernakeliny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:29 amin'ny teny manodidina.