Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 22:25 Malagasy Bible (MG1865)

fa Jordana no nataon'i Jehovah ho faritra eo anelanelantsika, ry taranak'i Robena sy Gada, ka tsy manana anjara amin'i Jehovah ianareo; ka dia hampitsaharan'ny taranakareo tsy hatahotra an'i Jehovah ny taranakay,

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:25 amin'ny teny manodidina.