Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 22:14 Malagasy Bible (MG1865)

sy loholona folo lahy koa niaraka taminy, dia loholona iray isam-pirenena tamin'ny Isiraely rehetra: samy lohan'ny fianakaviany tamin'ny arivon'ny Isiraely ireo.

Vakio ny toko manontolo Josoa 22

Jereo Josoa 22:14 amin'ny teny manodidina.