Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 21:34 Malagasy Bible (MG1865)

Ary izao no azon'ny fokon'ny taranak'i Merary, izay Levita sisa: avy tamin'ny firenen'i Zebolona dia Jokneama sy ny tany manodidina azy ary Karta sy ny tany manodidina azy,

Vakio ny toko manontolo Josoa 21

Jereo Josoa 21:34 amin'ny teny manodidina.