Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 20:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary dia nifidy an'i Bezera any an-efitra amin'ny tany lemaka izay an'ny firenen'i Robena izy, ary Ramota izay any Gileada, an'ny firenen'i Gada, ary Golana any Basana, izay an'ny firenen'i Manase, any an-dafy atsinanan'i Jordana, tandrifin'i Jeriko.

Vakio ny toko manontolo Josoa 20

Jereo Josoa 20:8 amin'ny teny manodidina.