Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 20:5 Malagasy Bible (MG1865)

Ary raha manenjika azy ny mpamaly rà, dia tsy hanolotra ilay nahafaty olona ho eo an-tànany izy, satria nahafaty tsy nahy ny namany, fa tsy dia nankahala azy teo aloha.

Vakio ny toko manontolo Josoa 20

Jereo Josoa 20:5 amin'ny teny manodidina.