Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 2:20 Malagasy Bible (MG1865)

fa raha tàhiny hambarambaranao izao raharahanay izao, dia ho afaka amin'ny fianianana izay nampianianinao anay izahay.

Vakio ny toko manontolo Josoa 2

Jereo Josoa 2:20 amin'ny teny manodidina.