Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 19:51 Malagasy Bible (MG1865)

Ireo no lova izay nozarain'i Eleazara mpisorona sy Josoa, zanak'i Nona, ary ny lohan'ny fianakaviana tamin'ny firenen'ny Zanak'Isiraely tao Silo teo anatrehan'i Jehovah, dia teo am-baravaran'ny trano-lay fihaonana, araka ny filokana. Dia vitany avokoa ny nizarany ny tany.

Vakio ny toko manontolo Josoa 19

Jereo Josoa 19:51 amin'ny teny manodidina.