Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 18:14 Malagasy Bible (MG1865)

dia niolaka tamin'ny lafiny andrefana ka nianatsimo hatramin'ny tendrombohitra izay eo anoloan'i Beti-horona eo atsimo, ka dia nihatra any Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany), tanànan'ny taranak'i Joda; izany no lafiny andrefana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 18

Jereo Josoa 18:14 amin'ny teny manodidina.