Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 17:9 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny fari-taniny dia nidina hatreo atsimon'ny lohasahan-driak'i Kana; ireo tanana teo amin'ny tanànan'i Manase ireo dia an'i Efraima; ary ny faritanin,i Manase dia teo avaratry ny lohasahan-driaka. ka dia nihatra tamin'ny ranomasina.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:9 amin'ny teny manodidina.