Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 17:3 Malagasy Bible (MG1865)

Fa Zelofada, zanak'i Hefera, zanak'i Gileada, zanak'i Matira, zanak'i Manase, kosa tsy mba nanan-janakalahy, fa zanakavavy ihany; ary izao no anaran'ny zananivavy: Mahala sy Noa sy Hogla sy Milka ary Tirza.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:3 amin'ny teny manodidina.