Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 17:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nahazo zara-tany tamin'ny filokana koa ny firenen'i Manase (fa izy no lahimatoan'i Josefa), dia Makira, lahimatoan'i Manase, rain'i Gileada, fa izy no mpanafika ka nahazo an'i Gileada sy Basana.

Vakio ny toko manontolo Josoa 17

Jereo Josoa 17:1 amin'ny teny manodidina.