Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 15:8 Malagasy Bible (MG1865)

dia niakatra teo amin'ny lohasahan'ny taranak'i Hinoma, ho eo anilany atsimon'ny Jebosita (Jerosalema izany), dia niakatra hatramin'ny tampon'ny tendrombohitra, izay manandrify ny lohasahan'i Hinoma eo andrefany, amin'ny farany avaratry ny Lohasahan'ny Refaita,

Vakio ny toko manontolo Josoa 15

Jereo Josoa 15:8 amin'ny teny manodidina.