48. Ary tany amin'ny tany havoana dia Samira sy Jatira sy Soko
49. sy Dana sy Ririata-sana (Debira izany)
50. sy Anaba sy Estemo sy Anima
51. sy Gosena sy Holona sy Gilo: tanàna iraika ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
52. Araba sy Doma sy Esana
53. sy Janoma sy Beti-tapoa sy Afeka
54. sy Honta sy Kiriat-arba (Hebrona izany) ary Ziora: tanàna sivy sy ny zana-bohiny;
55. Maona sy Karmela sy Zifa sy Jota
56. sy Jezirela sy Jokdeama sy Zanoa
57. sy Kaina sy Gibea sy Timna: tanana folo sy ny zana-bohiny;
58. sy Halola sy Beti-zora sy Gedora
59. sy Marata sy Bet-anota sy Eltekona: tanàna enina sy ny zana-bohiny;
60. sy Kiriata-bala (Kiriata-jearima izany) sy Raba; tanàna roa sy ny zana-bohiny.
61. Tany an-efitra dia Bet-araba sy Midina sy Sekaka