27. sy Hazara-gada sy Hesmona sy Beti-paleta
28. sy Hazara-soala sy Beri-sheba sy Biziotia
29. sy Bala sy Ie sy Azema
30. sy Eltolada sy Kesila sy Horma
31. sy Ziklaga sy Madmana sy Sansana
32. sy Lebaota sy Silima sy Aina sy Rimona; sivy amby roa-polo ny tanàna rehetra sy ny zana-bohiny.
33. Ary teo amin'ny tany lemaka amoron-tsiraka dia Estaola sy Zora sy Asna
34. sy Zanoa sy En-ganima sy Tapoa sy Enama
35. sy Jarmota sy Adolama sy Soko sy Azeka
36. sy Saraima sy Aditaima sy Gadera sy Gederotaima: tanàna efatra ambin'ny folo sy ny zana-bohiny;
37. ary Zenana sy Hadasa sy Migdala-gada
38. sy Dilana sy Mizpa ary Joktela
39. sy Lakisy sy Bozkata sy Eglona