Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 12:6 Malagasy Bible (MG1865)

Mosesy, mpanompon'i Jehovah, sy ny Zanak'Isiraely no nandresy ireo; ary ny taniny nomen'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah, ho lovan'ny Robenita sy ny Gadita ary ny antsasaky ny firenen'i Manase.

Vakio ny toko manontolo Josoa 12

Jereo Josoa 12:6 amin'ny teny manodidina.