Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 11:15 Malagasy Bible (MG1865)

Araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy mpanompony no nandidian'i Mosesy an'i Josoa; ka dia izany no nataon'i Josoa: tsy nisy namelany izay rehetra efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:15 amin'ny teny manodidina.