Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 11:12 Malagasy Bible (MG1865)

Ary ny tanàna rehetra izay an'ireny mpanjaka ireny sy ny mpanjakany rehetra dia azon'i Josoa ary nasiany tamin'ny lelan-tsabatra ka naringany, araka izay efa nandidian'i Mosesy, mpanompon'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:12 amin'ny teny manodidina.