Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 11:10 Malagasy Bible (MG1865)

Ary tamin'izany dia niverina Josoa ka nahafaka an'i Hazora ary namely ny mpanjakany tamin'ny sabatra, satria Hazora no lohan'ireny fanjakana rehetra ireny fahiny.

Vakio ny toko manontolo Josoa 11

Jereo Josoa 11:10 amin'ny teny manodidina.