Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 10:23 Malagasy Bible (MG1865)

Dia nataon'ny olona izany, ka namoaka ireo mpanjaka dimy ireo avy tao an-johy izy ho eo aminy, dia ny mpanjakan'i Jerosalema, ny mpanjakan'i Hebrona, ny mpanjakan'i Jarmota, ny mpanjakan'i Lakisy, ary ny mpanjakan'i Eglona.

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:23 amin'ny teny manodidina.