Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Josoa 10:1 Malagasy Bible (MG1865)

Ary rehefa ren'i Adoni-zedeka, mpanjakan'i Jerosalema, fa afak'i Josoa Ay ka noravany (fa araka izay nataony tamin'i Jeriko sy ny mpanjakany no nataony tamin'Ay sy ny mpanjakany), sady nanao fihavanana tamin'ny Isiraely ny mponina tany Gibeona ka tomoetra eo aminy,

Vakio ny toko manontolo Josoa 10

Jereo Josoa 10:1 amin'ny teny manodidina.