Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 4:8 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony niposaka ny masoandro, Andriamanitra dia nanomana rivotra mahamay avy any atsinanana, ary dia namely ny lohan'i Jona ny masoandro, dia ana izy ka nangataka ny ho faty, nanao hoe: Aleoko ho faty toy izay ho velona.

Vakio ny toko manontolo Jona 4

Jereo Jona 4:8 amin'ny teny manodidina.