Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 4:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary Jehovah Andriamanitra nanomana tanantanamanga, ka nampaniriny hanalokaloka an'i Jona izany ho alokaloky ny lohany, hanafaka ny alahelony. Ka dia nahafaly an'i Jona indrindra ny tanantanamanga.

Vakio ny toko manontolo Jona 4

Jereo Jona 4:6 amin'ny teny manodidina.