Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 3:6 Malagasy Bible (MG1865)

Ary nony efa ren'ny mpanjakan'i Ninive izany, dia nitsangana niala tamin'ny seza fiandrianany izy, ka nanaisotra ny akanjom-boninahiny, dia nisarona lamba fisaonana sady nipetraka tamin'ny lavenona.

Vakio ny toko manontolo Jona 3

Jereo Jona 3:6 amin'ny teny manodidina.