Testamenta Taloha

Testamenta Vaovao

Jona 1:8 Malagasy Bible (MG1865)

Dia hoy ireo taminy: Masìna ianao, lazao aminay: Noho ny amin'iza moa no mahatonga izao loza izao amintsika? Inona no raharaha fanaonao? Ary avy taiza ianao? Aiza no taninao? Ary avy amin'ny firenen'iza ianao?

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:8 amin'ny teny manodidina.